Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
hery-rak.over-blog.com
hery-rak.over-blog.com
Menu
"....Dia Ilay Fitia...."

"....Dia Ilay Fitia...."

Ambohimangakely 24 février 2018
Ambohimangakely 24 février 2018

Ambohimangakely 24 février 2018

Nanjaka tokoa ny fifankatiavana teny Ambohimangakely ny Sabotsy faha 24 febroary 2018 lasa teo. Tafahaona tokoa  ny Tia sy ny Manina. 

Nifanome toky ny rehetra fa ho toy ny mpirahalahy mianala manomboka eto ary hifanampy sy hifanome tanana amin'ny tanjona iraisana dia ny fampandrosoana an'i Madagasikara.

Fifampiarahabana amin'ny nahatratrarana ny taona 2018 no natao koa nitohy tamin'ny sakafo mitam-pihavanana ny lanonana ary niafara tamin'ny fanomezana fahatsiarovana.

Eto ampamaranana dia tsy hay ny tsy hiteny hoe : "Mankasitraka Mankatelina Président"

 

"....Dia Ilay Fitia...."